hetsika nasionaly

Ireo hetsika lehibe ara-kolontsaina

Ny Alliances Françaises dia manolotra hetsika ara-kolontsaina marobe izay tena mampifandray ny kolontsaina Malagasy sy Frantsay, manome sehatra ifanakalozana sy ifampiresahana izay ifandraisan’ny roa tonta am-pilaminana. Manolotra sehatra fampiroboroboana sarobidy ho an'ny mpanakanto eto an-toerana sy iraisam-pirenena izy ireo, ka mandrisika noho izany ny fivelaran’ ny talenta vaovao sy ny fanaparitahana ireo fanehoana ara-javakanto samihafa. Na fampirantiana zavakanto,  ka ireo fetin’ny sarimihetsika, mozika ary dihy, ireo hetsika ara-kolontsaina ireo dia mamorona sehatra hihaonana sy hifanakalozana ary fahafahana rehetra hankalazana ny famoronana sy ny fanavaozana, ka manamafy ny fifandraisana eo amin'ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana sy ny Frankofonia manerantany.

Lisitry hetsika nasionaly